Fivarotan-tena : Lasa feno izany ny facebook

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 14/01/2025
Tsy ny entam-barotra izay matetika avy any ivelany intsony ihany no hita amin’ny tambajotra fa tonga hatrany amin’ny fivarotan-tena. Tsy miafina intsony ireo tovovavy mivarotra ny tenany teo aloha, mba ny kaonty fako no ampiasaina na koa takotakonana ny tarehy. Feno ireny vondrona ireny ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Judo – Open de Saint-Denis : Zo Andriambololona se pare d’or
Elle décroche la médaille d’or dans la catégorie des moins de 78kg. Les athlètes malgaches ne rentrent pas (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
“Tropic’Awards 2025” : Hanandratana avo ny sehatry ny fizahantany
Fanoitra amin’ny fampandrosoana ny toekarena ny fizahantany. Hizara mari-pankasitrahana ireo mpisehatra mendrika, ao (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
Spoliation foncière : l’ancien maire d’Antsirabe et 20 autres personnes devant le PAC
Une affaire de spoliation foncière éclate à Antsirabe. Elle implique des agents de l’administration foncière et un (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Lalao sakana “XXL Top 12”: Famaranana kely ny an’ny Tam sy ny TFMA
Hitora-jofo ny Kianja Makis Andohatapenaka, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo izay ekipa tafita (…)
[Newsmada] - 15/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |