Lalao sakana “XXL Top 12”: Famaranana kely ny an’ny Tam sy ny TFMA

[Newsmada - Madagascar] - 15/02/2025
Hitora-jofo ny Kianja Makis Andohatapenaka, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo izay ekipa tafita amin’ny lalao sakana “XXL Top 12”. Anisan’ny fihaonana andrasan’ny rehetra ny donan’ny Tam Anosibe sy ny TFMA (Boaikely manohitra). Hotanterahina rahampitso alahady, eny amin’ny Kianja (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Alasora : « Chauffeur » taxibe, namoy ny ainy teo am-pamiliana
Loza mahatsiravina no nitranga tetsy Alasora ny harivan’ny sabotsy lasa teo. Fiara mpitatitra iray, avy ao amin’ny « (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Tonga ity ny taona 2025, hatramin’ny omaly, tsy mbola nisy feo mandeha mahakasika ny fandaharanasan’ny Federasiona (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
MIDIRAMA : Madagascar, décidée à jouer un rôle majeur sur le continent africain
« C’est la première fois que Madagascar présente un candidat à un poste aussi élevé au sein de la commission de (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Jirama sandoka : Olona roa karohina
Misandoka ho mpiasan’ny Jirama izy ireo ary milaza fa hanao fitsirihina. Mikonokokona kely eo ary mitaky vola (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |