Fifidianana ben’ny tanàna: nolavina ny fitorian’i Tojo Ravalomanana

[Newsmada - Madagascar] - 14/01/2025
Notsipahin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana (Taf), Anosy, ny fitorian’ny kandidà nangataka ny fanalana an-daharana an-dRamanantsoa Harilala. Andrasana rahampitso ny didim-pitsarana. Nolavin’ny fampanoavana ny fangatahana fanintsanana an-daharana ny kandidàn’ny Irmar amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Rajoelina Razakandisa Arena : Nahavita ny fianarana momba ny fitantanana hotely
Nizara ny hafaliany tamin’ny vahoaka malagasy, omaly, ny fianakavian’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. (…)
[Newsmada] - 10/02/2025
Ministère de la Jeunesse et des Sports :Mise en œuvre du programme « Tanora mandrafitra ny ho avy »
À dix mois du huitième sommet Youth Connekt Africa, un événement crucial pour le pays, le ministère de la Jeunesse (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Faritra Vakinankaratra: Mandala ny mangarahara
Manohy ny fomba fiasa nahazatra azy, amin’ny fihaonana amin’ny mpanao gazety, ny eo anivon’ny faritra (…)
[Newsmada] - 12/02/2025
Fivarotana nosy amin’ny Emiratis : Nodisoin’ny fanjakana ny vaovao miely
Namoaka fanambarana mandà marindrano ireo lainga aparitaka amin’ny tambajotra sosialy, milaza ny fivarotana ireo (…)
[Newsmada] - 8/02/2025
Lalao’tsika – Yas Madagascar : Mpanjifa 32 nisitraka fanomezana
Natolotra omaly, teny Andraharo, ny lokan’ireo tsara vintana rehetra amin’ny «lalao’ tsika» andiany fahefatra (…)
[Newsmada] - 13/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |