Fivarotana nosy amin’ny Emiratis : Nodisoin’ny fanjakana ny vaovao miely
[Newsmada - Madagascar] - 8/02/2025
Namoaka fanambarana mandà marindrano ireo lainga aparitaka amin’ny tambajotra sosialy, milaza ny fivarotana ireo nosy maromaro manodidina an’i Nosy Be amin’ny mpampiasa vola vahiny, Emiratis, ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Nohitsin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
JJB-Federasiona : Ligy telo no hitsangana tsy ho ela
Nanatanteraka fivoriambe fanao isan-taona ny eo anivon’ ny Federasiona malagasin’ny Jiu-jitsu, ny faran’ny (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
“Ligue des Champions” : Hiady mafy ny Man City
Hotontosaina, anio, ao amin’ny kianja Santiago Bernabeu Espagne, ny lalao miverina hifanandrinan’ny Real Madrid FC (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Faratsiho : ankizilahy 15 taona, nanolana zaza 5 taona
Efa diso mivaona loatra amin’ny sain-dratsy sy ny resaka fananahana sy vetaveta ny ankizy amin’izao, raha ity tranga (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
MTP: Zana-kazo 2 000 isa voavoly
Natao ny 14 febroary teo, teny Ankadilalana, fokontany Ambatomirahavavy, kaominina Ampanotokana, ny fambolen-kazo (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
Guide du week-end
Green chez Baba Le rock va résonner « Green » chez Baba à Isoraka cet après–midi à partir de 15 h, les amateurs et (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025