Novelesina tamin’ny hazo: vehivavy bevohoka voaroba 1 200 000 Ar
[Newsmada - Madagascar] - 14/01/2025
Lasan’ny jiolahy ny vola mitetina 1 200 000 Ar, an’ny renim-pianakaviana iray tao Amborovy, kaominina Mahajanga, ny alahady 12 janoary, teo. Avy nivarotra, namonjy ny lalana fodiany toy ny mahazatra ilay ramatoa mitondra vohoka. Nitondra moto izy. Narahin’ny olon-dratsy anefa, voavelin’ny hazo (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Lalao sakana “XXL Top 12”: Famaranana kely ny an’ny Tam sy ny TFMA
Hitora-jofo ny Kianja Makis Andohatapenaka, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo izay ekipa tafita (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
CAN féminine de Futsal : Madagascar vise la Coupe du monde aux Philippines
La Confédération Africaine de Football (CAF) procédera au tirage au sort de la toute première édition de la Coupe (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Nécrologie du 15 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 15 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Hampiakarana ny voka-bary: Nahazo ny masomboly safiotra i Vakinankaratra
Tafiditra ao anatin’ny paikady hampitomboana 1 tapitrisa taonina fanampiny ny voka-bary eto amintsika ny fampiasana (…)
[Newsmada] - 7/02/2025
Trail Ibity andiany fahasivy : Hanampiana ireo zaza tsy ampy sakafo ao Antsirabe
Hotanterahina ny alahady 6 avrily ho avy izao, ny andiany fahasivy amin’ny Trail Ibity. Any amin’ny faritra (…)
[Newsmada] - 13/02/2025