Varo-maizina: roa lahy nahatrarana sokatra 24 sy rongony 10 gony
[Newsmada - Madagascar] - 14/01/2025
Zana-tsokatra ahina ho lany tamingana miisa 24 sy rongony 10 gony indray saron’ny zandary tao anatin’ny fiara tsy mataho-dalana, tao Betioky-Atsimo, ny 12 janoary teo. Roa lahy voasambotra. Karazan-tsokatra fantatra amin’ny anarana siantifika “Astrochelys Radiatas” tra-tehaky ny zandarimaria (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Alasora : « Chauffeur » taxibe, namoy ny ainy teo am-pamiliana
Loza mahatsiravina no nitranga tetsy Alasora ny harivan’ny sabotsy lasa teo. Fiara mpitatitra iray, avy ao amin’ny « (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Surveillance des environnements côtiers : Les écoles et les communautés locales, main dans la main
Dans le cadre de la mise en œuvre de la Politique d’Education relative à l’Environnement pour le Développement (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Rotsak’orana sy ranotrambo : Olona telo namoy ny ainy
Ankoatra ireo tra-boina teto an-drenivohitra sy ny manodidina noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsak’orana (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Itaosy : Trois voleurs de moto, placés en détention
Une moto volée restituée à son propriétaire, trois individus arrêtés. La Police nationale a mis fin aux agissements (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Benony Jacques : L’ancien président de la FMF s’est éteint
Le monde du ballon rond malgache est en deuil. L’ancien président de la Fédération malgache de football de 1994 à (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025