Alasora : « Chauffeur » taxibe, namoy ny ainy teo am-pamiliana
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 17/02/2025
Loza mahatsiravina no nitranga tetsy Alasora ny harivan’ny sabotsy lasa teo. Fiara mpitatitra iray, avy ao amin’ny « zotra F » no nivarina an-kady, niaraka tamin’ireo mpandeha tao anatiny. Namoy ny ainy, ilay mpamily, hoy ny fampitam-baovaon’ny kaominina raha fito tamin’ireo mpandeha tao anatiny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Jirama sandoka : Olona roa karohina
Misandoka ho mpiasan’ny Jirama izy ireo ary milaza fa hanao fitsirihina. Mikonokokona kely eo ary mitaky vola (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Tsipy kanetibe – “PPF 2025”: Miray vondrona i Rocher sy i Racle
Tontosa omaly, tany Aix-en-Provence France, ny antsapaka amin’ny famaranana lehibe taranja tsipy kanetibe, « Passion (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 64 ny fiofanana momba ny tetikasa « Jumelage SPS », novatsian’ny Vondrona eoropeanina (UE) vola, nandritra ny (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
Mpiasan’ny PAM : Voaroba tratra teo am-panakalozana vola vahiny ireo jiolahy
Vola vahiny « euro » sy « dollar », izay miteti-bidy any ho any amin’ny roa tapitrisa ariary tany ho any no (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025