tompondakan’i afrika aostraly: nahazo fandresena faharoa ny Akomba de Madagascar

[Newsmada - Madagascar] - 16/01/2025
Manohy ny fahombiazany hatrany ny Akomba de Madagascar, sokajy U14, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ i Afrika Aostraly, taranja tenisy. Nahazo fandresena fanindroany ny Malagasy rehefa nandresy an’i Angola. Nitohy omaly, tao amin’ny kianja Windhoek Namibie, ny andro faha­roa hiadiana ny ho (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
CAN féminine de Futsal : Madagascar vise la Coupe du monde aux Philippines
La Confédération Africaine de Football (CAF) procédera au tirage au sort de la toute première édition de la Coupe (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Corentin Martins : Lasa nitily ireo Malagasy mpilalao any ivelany
Herinandro androany no nahavoatendry an’i Corentin Da Silva Martins ho mpanazatra ny Barea de Madagascar. (…)
[Newsmada] - 6/02/2025
Volley-“CCCZone 7”: Hanao lalao ara-pirahalahiana maro ny GNVB
Fanombohana ihany iny, araka ny fanazavan’ny filohan’ny klioba GNVB, ny kolonely Rajaonarison Fortunat, fa mbola (…)
[Newsmada] - 11/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |