Corentin Martins : Lasa nitily ireo Malagasy mpilalao any ivelany
[Newsmada - Madagascar] - 6/02/2025
Herinandro androany no nahavoatendry an’i Corentin Da Silva Martins ho mpanazatra ny Barea de Madagascar. Taorian’izay, nijanona andro vitsy teto an-toerana izy ary nijery ireo fihaonana samihafa teny amin’ny Kianja Elgeco Plus, ny sabotsy lasa teo. Nitodi-doha any Frantsa ny lehilahy, omaly, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fikarohana: Hojerena ireo lavanila mahazaka toetr’andro
Anatin’ny fikarohana ireo lavanila mahazaka ny fiovaovan’ny toetr’andro sy ireo aretina samihafa ny « Centre de (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny alahady 23 febroary ho avy izao, etsy Mahitsy, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Suspension par un juge du décret concernant l’USAID
Donald Trump, lors de son investiture, avait signé un décret ordonnant un gel, pour 90 jours, du versement de fonds (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Ambohimalaza : Un ressortissant étranger arrêté pour tourisme sexuel
Ce résultat obtenu par la gendarmerie marque une étape importante dans la lutte contre le tourisme sexuel, un fléau (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Alasora : « Chauffeur » taxibe, namoy ny ainy teo am-pamiliana
Loza mahatsiravina no nitranga tetsy Alasora ny harivan’ny sabotsy lasa teo. Fiara mpitatitra iray, avy ao amin’ny « (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025