Famotsoran-keloka faobe avy amin’ny filohan’ny Repoblika : Voafonja miisa 450 misitraka izany ho an’ny fonjaben’Ambalatavoahangy
[Newsmada - Madagascar] - 20/01/2025
Araka ny didim-panjakana laharana faha-2024/2 147, ny 10 janoary 2025, nilazan’ny filoham-pirenena ny famotsoran-keloka faobe, izay mifanaraka amin’ny didy aman- dalàna mifandraika amin’ny sazy mahavoaheloka ny tsirairay avy, ary mbola misy andinin-dalàna miisa 25 be izao kosa izay (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Afrobasket 2025 : Ho avy ny 18 febroary i Mathias M’Madi
Efa manomboka tonga tsikelikely eto Madagasikara ireo mpilalao basikety milaravinahitra any ivelany, hiatrika ny (…)
[Newsmada] - 13/02/2025
Nécrologie du 13 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 13 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
RNS 2025: Efa nisokatra ny fisoratana anarana
Efa nanomboka ny 3 febroary lasa teo ny fisoratana anarana amin’ny fifaninanana ara-panatanjahantena tanterahina (…)
[Newsmada] - 6/02/2025
Fankatoavana ny Kianja Barea: Ambony ny fanantenana !
Afaka andro vitsy, hivoaka ny valin’ny fitsirihana nataon’ny teknisianin’ny Caf sy Fifa ny Kianja Barea Mahamasina. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Corentin Martins : Lasa nitily ireo Malagasy mpilalao any ivelany
Herinandro androany no nahavoatendry an’i Corentin Da Silva Martins ho mpanazatra ny Barea de Madagascar. (…)
[Newsmada] - 6/02/2025