Ampasimbe Brickaville : Lehilahy iray maty voatsatoka antsy
[Newsmada - Madagascar] - 22/01/2025
Lehilahy iray tokony ho 40 taona eo ho eo no maty voatsatoka antsy, afakomaly tamin’ny 5 ora sy sasany maraina, tany amin’ny kaominina Ampasimbe, Brickaville. Nahita olona iray efa maty tao anaty alan’Ambodimanga Benavony, 300 metatra miala ny tanàna ao Sahanibibaka, ireo mponina handeha (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Klioban’ny UASC : Hanokatra Dojo ho azy manokana
Anisan’ny hanamarihina ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny UASC (Union amicale et sportive des Cheminots), taranja (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Ambato Boeny : infirmiera tsy mety miala amin’ny tranon’olona
Na dia efa nisy taratasy nifanaovana aza ny amin’ny ialan’ilay infirmiera amin’ny tranon’olona nipetrahany sy (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Fonjan’Antanimora : Natsahatra ny « maputo »
Nafindra kartie miaraka amin’ny maro ireo voafonja ao amin’ny toerana manokana nantsoina hoe maputo. Ny antony dia (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Guide du week-end
Green chez Baba Le rock va résonner « Green » chez Baba à Isoraka cet après–midi à partir de 15 h, les amateurs et (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Fankatoavana ny Kianja Barea: Hofantatra amin’ity faran’ny herinandro ity
Hifantoka tanteraka any amin’ity resaka Kianja Barea ity ny sain’ny mpankafy baolina kitra, mandritra ity faran’ny (…)
[Newsmada] - 15/02/2025