Tsy fahatomombanana : Haverina ny fifidianana amin’ny kaominina maromaro
[Newsmada - Madagascar] - 25/01/2025
Anisan’ny nanamarika ny fifidianana ben’ny Tanàna natao ny 11 desambra teo ny tsy fahatomombana sy ny tsy fanarahan-dalàna na koa ny hosoka. Teo koa ny fanodinkodinana ny voka-pifidianana. Anisan’izany ny tany amin’ny faritanin ‘i Fianarantsoa ka tsy maintsy haverina ny fifidianana amin’ ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Antsirabe : Mpivarotra «kit Starlink » sandoka, voasambotry ny zandary
Telolahy ry zalahy : ny roa any Antsirabe ary ny iray aty Antananarivo, no miara-miketrika ity bizina maloto ity, (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Nécrologie du 20 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 20 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Fambolena vary safiotra : Miantso fifampidinihana ny Malagasy Miara-Miainga
Miantso fifampidinihana momba ny fanaparitahana ny voly vary safiotra ny MMM. Tsy manohitra ny fanatsarana ny (…)
[Newsmada] - 22/02/2025
Mamavo – Tsaratanàna : Voasambotra ilay miaramila nitifitra raim-pianakavina iray
Zava-doza no niseho tany amin’ny tanàna atao hoe Mamavo, any amin’ny kaominina ambanivohitra Ambakireny, any amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025