Antsirabe : Mpivarotra «kit Starlink » sandoka, voasambotry ny zandary

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 20/02/2025
Telolahy ry zalahy : ny roa any Antsirabe ary ny iray aty Antananarivo, no miara-miketrika ity bizina maloto ity, amin’ny alalan’ny varotra an’habaka. « Fake Compte » (sarin’olona nangalarina sy anarana tsy izy) amin’ny tambajotra sosialy no hanjonoan’izy ireo olona ary maro tokoa ny roboka. (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fankatoavana ny Kianja Barea: Ambony ny fanantenana !
Afaka andro vitsy, hivoaka ny valin’ny fitsirihana nataon’ny teknisianin’ny Caf sy Fifa ny Kianja Barea Mahamasina. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Federasiona malagasin’ny Golf : Nametraka ny fandaharanasany teny amin’ny minisitera
Anisan’ireo taranja mijoro ara-dalàna eto Madagasikara ny golf. Nizara ny tetikasany teny anivon’ny minisiteran’ny (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Nécrologie du 17 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 17 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny alahady 23 febroary ho avy izao, etsy Mahitsy, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Mamavo – Tsaratanàna : Voasambotra ilay miaramila nitifitra raim-pianakavina iray
Zava-doza no niseho tany amin’ny tanàna atao hoe Mamavo, any amin’ny kaominina ambanivohitra Ambakireny, any amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |