Ligin’ny atletisma Ihorombe : Tanjona ny handrombaka ny laharana voalohany

[Newsmada - Madagascar] - 28/01/2025
Nosokafana tamin’ny fom­ba ofisialy, ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny kianjan’ny Fa­­haleovantena Ihosy ny taom-pilalaovana 2025, ho an’ny ligin’ny atletisma Ihosy. Nambaran-dRavelomanan­tsoa Brillant Fabrice, filohan’ny ligy, fa tanjona ny handrombaka ny laharana voalohany amin’ireo fiadiana ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Tsy mandry fahalemana i Toamasina : Mpianatra zanaka mpanao gazety niharan’ny herisetra
Ahina tanteraka ny mety hoavin’ny zanak’i Toamasina. Tsy mandeha amin’ny tokony ho izy ny fanabeazana any an-tsekoly (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Tanamasoandro, Autoroute, Base Toliara : Le régime confronté à différents foyers de tension
Alors que la tension est retombée sur le plan politique, les grognes sociales prennent le régime en tenaille. (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Padel – « Orange MPP Tour »: Mpiara-miombona antoka manokana ny BNI Madagascar
Taranja vao haingana ny Padel saingy efa manenika an’i Madagasikara, amin’izao fotoana izao. Tsy nisalasala ny banky (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Mes sauts d’humeur : Pouvoir choisir
Rester fidèle au cash est-ce ringard ? Certainement pas ! C’est tout simplement vouloir garder la liberté de pouvoir (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Judo – Open de Saint-Denis : Zo Andriambololona se pare d’or
Elle décroche la médaille d’or dans la catégorie des moins de 78kg. Les athlètes malgaches ne rentrent pas (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |