Padel – « Orange MPP Tour »: Mpiara-miombona antoka manokana ny BNI Madagascar
[Newsmada - Madagascar] - 20/02/2025
Taranja vao haingana ny Padel saingy efa manenika an’i Madagasikara, amin’izao fotoana izao. Tsy nisalasala ny banky BNI Madagascar, hiara-kiasa amin’ny fanatontosana ny fifaninanana « Orange MPP Tour » ho an’ity taom-pilalaovana 2025 ity. Notanterahina ny talata 18 febroary lasa teo, tetsy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Prix RFI Découverte : « Nous sommes fiers de nous », dixit Dina Mialinelina
RFI vient d’annoncer la grande gagnante du prix RFI Découverte 2025. C’est la chanteuse guinéenne Queen Rima qui a (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Toamasina renivohitra : Tena tsy milamina ny tanana
Nitrangan’ny vono olona indray tao Salazamay P/elle 14//21 ny alin’ny alatsinainy nifoha talata teo tokony (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Judo – Open de Saint-Denis : Zo Andriambololona se pare d’or
Elle décroche la médaille d’or dans la catégorie des moins de 78kg. Les athlètes malgaches ne rentrent pas (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Toamasina : Mpiambina matin’ny jiolahy
Niantso vonjeo rehefa nahatsikaritra olon-dratsy tao amin’ny toerana arovany, tsarok’antsy avy hatrany no (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Faratsiho : ankizilahy 15 taona, nanolana zaza 5 taona
Efa diso mivaona loatra amin’ny sain-dratsy sy ny resaka fananahana sy vetaveta ny ankizy amin’izao, raha ity tranga (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025