Judo-Grand Slam : Solontena malagasy i Laura sy i Lova

[Newsmada - Madagascar] - 30/01/2025
Hatao any Paris, ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao, ny “Grand Slam de Paris”, taranja Judo, taona 2025. Toy ny isan-taona, manana solontena i Madagasikara. Rasoanaivo Razafy Laura (-57kg) sy Randrianasolo Lova Mahaisoa (-81kg) no hisolo tena ny Malagasy amin’ny “Grand Slam de Paris 2025”. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fankatoavana ny Kianja Barea: Ambony ny fanantenana !
Afaka andro vitsy, hivoaka ny valin’ny fitsirihana nataon’ny teknisianin’ny Caf sy Fifa ny Kianja Barea Mahamasina. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Plume de P : « Cash-Cash »
La prédominance de l’utilisation de l’argent liquide peut être attribuée à la persistance du secteur informel et de (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Benony Jacques : L’ancien président de la FMF s’est éteint
Le monde du ballon rond malgache est en deuil. L’ancien président de la Fédération malgache de football de 1994 à (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
“Afrobasket 2025” : Fantatra ireo mpilalao 12 mirahalahy
Nivoaka omaly ny lisitra ofisialin’ireo mpilalao mandrafitra ny ekipan’ny Ankoay, hiatrika ny dingana faran’ny (…)
[Newsmada] - 19/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |