“Afrobasket 2025” : Fantatra ireo mpilalao 12 mirahalahy
[Newsmada - Madagascar] - 19/02/2025
Nivoaka omaly ny lisitra ofisialin’ireo mpilalao mandrafitra ny ekipan’ny Ankoay, hiatrika ny dingana faran’ny fifanintsanana amin’ny “Afrobasket 2025”, hatao ny 21 hatramin’ny 23 febroary izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Telo andro tsy higadonan’ny fifaninanana, vonona (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 64 ny fiofanana momba ny tetikasa « Jumelage SPS », novatsian’ny Vondrona eoropeanina (UE) vola, nandritra ny (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
Bekorobo-Maevatanàna : Olona efa-dahy maty sempotra tao anaty lava-bolamena
Anisan’ny mampiavaka ny faritra Betsiboka, indrindra fa ny ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna ny fananana (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Baolina kitra : Tsara ny vokatra azon’ny Barea U17
Nifarana ny alahady lasa teo, tany Maroc, ny lalao fitsapana sady fanazaran-tena nataon’ny Barea de Madagascar, (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
Klioban’ny UASC : Hanokatra Dojo ho azy manokana
Anisan’ny hanamarihina ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny UASC (Union amicale et sportive des Cheminots), taranja (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Faratsiho : ankizilahy 15 taona, nanolana zaza 5 taona
Efa diso mivaona loatra amin’ny sain-dratsy sy ny resaka fananahana sy vetaveta ny ankizy amin’izao, raha ity tranga (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025