Cenhosoa – Fitantanam-bola : Tale vaovao, ny Kly Randrianarisoa Andry Aurélien

[Newsmada - Madagascar] - 30/01/2025
Notontosaina omaly, tao amin’ny trano fivoriana an’ny Hopitaly miaramila Soavinandriana (Cenho­soa) ny famindram-pitantanana teo amin’ny tale misahana ny fitantanam-bola eo anivon’ny Cenhosoa. Nandray ny fitantanana ny tale vaovao, ny Kly Randrianarisoa Andry Aurélien, voatendry nandritra ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

MJS – Toamasina : Manentana ny tanora havitrika ny minisitra
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly, tao amin’ny Arena Sport Toamasina, ny hetsika “Tanora mandrafitra ny hoavy (…)
[Newsmada] - 22/02/2025
Ambato Boeny : infirmiera tsy mety miala amin’ny tranon’olona
Na dia efa nisy taratasy nifanaovana aza ny amin’ny ialan’ilay infirmiera amin’ny tranon’olona nipetrahany sy (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Ping pong – AFRIKA : Mpilalao enina hiaro ny voninahi-pirenena
Hotontosaina any Tunisie, ny 25 hatramin’ny 27 febroary ho avy izao, ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Tetikasa Ader : Famatsian-jiro amin’ny herin’ny masoandro
Mandeha ny fampidirana herinaratra amin’ny tontolo ambanivohitra. Toerana roa no nisitraka angovo azo havaozina, (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
Dossier : Tsihy, Introduction remarquée dans le monde de la mode
Les nattes tressées de Madagascar ou « tsihy » ne datent pas d’hier et font partie de la vie quotidienne des (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |