Angovo ho an’ny daholobe: Jiro cobra ho an’ i Toamasina
[Newsmada - Madagascar] - 3/02/2025
Natomboka tany Toamasina, ny zoma 31 janoary teo, ny tetikasa « Hazavana ho an’ny rehetra », ho an’ity taona 2025 ity. Fotoana nanamarihana izany, ny nanolorana ny jiro cobra tao amin’ny biraon’ny kaominina Toamasina I. Nanatanteraka izany ny delegasiona avy amin’ny minisiteran’ny Angovo sy ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Faratsiho : ankizilahy 15 taona, nanolana zaza 5 taona
Efa diso mivaona loatra amin’ny sain-dratsy sy ny resaka fananahana sy vetaveta ny ankizy amin’izao, raha ity tranga (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Klioban’ny UASC : Hanokatra Dojo ho azy manokana
Anisan’ny hanamarihina ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny UASC (Union amicale et sportive des Cheminots), taranja (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
MTP: Zana-kazo 2 000 isa voavoly
Natao ny 14 febroary teo, teny Ankadilalana, fokontany Ambatomirahavavy, kaominina Ampanotokana, ny fambolen-kazo (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
Nécrologie du 17 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 17 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Karaté – Diplôme d’Animateur Fédéral : Vingt-cinq instructeurs en formation à Ampefiloha
La Fédération Malgache de Karaté (FMK), dirigée par Emile Ratefinanahary, continue de mettre en œuvre son ambitieux (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025