MTP: Zana-kazo 2 000 isa voavoly

[Newsmada - Madagascar] - 17/02/2025
Natao ny 14 febroary teo, teny Ankadilalana, fokontany Ambatomirahavavy, kaominina Ampanotokana, ny fambolen-kazo 2025 ho an’ny fianakaviamben’ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP) sy ny rantsamangaikany. Nitarika ny hetsika ny minisitra Rafidison Richard Théodore, niaraka tamin’ny mpiara-miasa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Fiarovana ny tontolo iainana : Marisika tsikelikely amin’ny fampiasana arina ekolojika ny mponina
Azo lazaina ho efa manomboka marisika amin’ny fampiasana ny arina ekolojika ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy amin’ (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
Claudine Nomenjanahary : Nahazo medaly volamena teo amin’ny hazakazaka 60 m
Lasan’ilay Malagasy, i Claudine Nomenjanahary, ny tompondakan’i Frantsa, teo amin’ny atletisma fanao anaty efitrano, (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
Vokatra soja : Mahasolo hena sy legioma ary azo atao foto-tsakafo
Be mpampiasa in­drindra maneran-tany ny vokatra soja. Tafiditra ao anatin’ny sakafo ma­hasalama izy satria mahasolo (…)
[Newsmada] - 12/02/2025
Jiu-Jitsu – Championnat d’Afrique : Madagascar alignera plus de 30 combattants
La Fédération Malgache de Jiu-Jitsu (FMJJ) a tenu son Assemblée Générale Ordinaire ce samedi au Palais des Sports (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |