SOMBIM-BAOVAO
[Newsmada - Madagascar] - 4/02/2025
Hanatanteraka fivoriambe ny eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny taranja Jiu-jitsu Breziliana, ny 15 febroary izao. Efa fanao isan-taona izy ity, hanaovana tatitra ny asa vita nandritra ny taona. Eo koa ny hilazana ny fandaharam-potoana rehetra ho amin’ny taom-pikatrohana 2025. Hatao ny 1 (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Sary hosodoko : Asa tanana mitondra anjara biriky amin’ny sehatry ny fanabeazana
Kolontsaina iray anisan’ny manana ny anjara toerany eo amin’ny sehatry ny fanabeazana ny hafatra entin’ny sary (…)
[Newsmada] - 31/01/2025
Sampampitasara ady heloka bevava Toamasina : Miisa 147 ireo antontan-taratasinady notsaraina teo aminy…
Nanao tatitra mikasika ny fitsarana ady heloka bevava andiany faharoa, ny 04 novambra hatramin’ny 16 desambra 2024 (…)
[Midi Madagasikara] - 30/01/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hatomboka ny volana marsa ny fananganana ny tobim-pamokaran-drano 50 000m3 isan’andro eny Amoronakona. Hamokatra (…)
[Newsmada] - 31/01/2025
Alaotra PC 23 : Hozaraina ny ketsa iombonana
Hita ny vahaolana ! Tara ny fotoana fanentsana ny vary vakiambiaty any Alaotra, sompitr’i Madagasikara, satria tsy (…)
[Newsmada] - 31/01/2025
Judo-Grand Slam : Solontena malagasy i Laura sy i Lova
Hatao any Paris, ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao, ny “Grand Slam de Paris”, taranja Judo, taona 2025. Toy ny (…)
[Newsmada] - 30/01/2025