Fandrindram-piterahana: Mahasarika mpivady maro ny fanisana andro
[Newsmada - Madagascar] - 5/02/2025
Efa maro ny mpivady misafidy ny hanao fanabeazana aizana sy tonga manatona toeram-pitsaboana amin’izao fotoana izao. Antony mandrisika azy ireo hanao izany ny fialana amin’ny fiterahana misesy eo anivon’ny tokantrano. Maro ny fomba azon’ny mpivady atao amin’ny tontolon’ny fanabeazana aizana. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Kitra – “Tournoi depiote Fidy” ; Tonga nanatrika ny fifaninanana ny minisitra
Tsy manavaka! Niatrika ny lanonam-panokafana ny fifaninanana baolina kitra, « Tournoi depiote Fidy », teny amin’ ny (…)
[Newsmada] - 4/02/2025
Agenda culturel : Samedi 1er février
Grill Shack Ivandry : Steph Rambi à l’affiche Habitué à interpréter des morceaux connus comme du jazz, soul et Rnb, (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Anisan’ny tena mampalaza ny eny Ankatso, ny fisian’ny fifaninanana kartie amin’ny taranja Rugby. Araka izany, misy (…)
[Newsmada] - 1er/02/2025
Angovo ho an’ny daholobe: Jiro cobra ho an’ i Toamasina
Natomboka tany Toamasina, ny zoma 31 janoary teo, ny tetikasa « Hazavana ho an’ny rehetra », ho an’ity taona 2025 (…)
[Newsmada] - 3/02/2025
Kianja Barea : Vers une homologation tardive pour les deux prochains matchs des Barea
Les Barea de Madagascar vont reprendre les qualifications de la Coupe du Monde 2026 avec un nouveau sélectionneur. (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/02/2025