Tambajotra Soa: Tohana nanatsarana ny famokarana

[Newsmada - Madagascar] - 7/02/2025
Mikendry ny hampihenana ny tsy fanjarian-tsakafo eto Ma­dagasikara ny tetikasa Sanbonai. Miara-miombon’antoka amin’ny fikambanana Mpamboly frantsay sy fampandrosoana iraisam-pirenena (Afdi). Nahazo tohana ny tambajotra Soa, ka voakasiky ny tetikasa ny faritra Anala­manga, Bongolava ary Itasy. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Maevatanàna : Fiara kamiao iray no nilatsaka tao ambanin’ny tetezan’Androtra
Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, izany hoe: fiara kamiao iray avy (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Karate – « DAF»: Mpampianatra 25 hanaraka fiofanana
Araka ny vaovao efa nampitain’ny Federaasion’ny karate-do malagasy, hisy ny fampiofanana hahazoana ny « Diplôme (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Dans le cosmos
Le salon du livre africain de Paris rempile pour sa 4e édition du 14 au 16 mars. Durant trois jours, de nombreux (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Surveillance des environnements côtiers : Les écoles et les communautés locales, main dans la main
Dans le cadre de la mise en œuvre de la Politique d’Education relative à l’Environnement pour le Développement (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Fambolena vary safiotra : Miantso fifampidinihana ny Malagasy Miara-Miainga
Miantso fifampidinihana momba ny fanaparitahana ny voly vary safiotra ny MMM. Tsy manohitra ny fanatsarana ny (…)
[Newsmada] - 22/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |