Maevatanàna : Fiara kamiao iray no nilatsaka tao ambanin’ny tetezan’Androtra
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 20/02/2025
Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, izany hoe: fiara kamiao iray avy nanatitra andrin-jiro, tany Marovoay hihazo any Antananarivo no nilatsaka, tao ambanin’ny tetezan’Androtra, aty amin’ny disitrikan’i Maevatanàna. Raha ny angom-vaovao hatrany dia ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fikarohana natao omaly, mitana ny laharana voalohany hatrany ny AS Fanalamanga, amin’ny fifaninanana (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Dans le cosmos
Le salon du livre africain de Paris rempile pour sa 4e édition du 14 au 16 mars. Durant trois jours, de nombreux (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
« Engin » simba : mihitsoka ny làlana eo Ambohimangakely
Telo andro izay no sahirana ny fifamoivoizana eo amin’ny lalam-pirenena faharoa izay mifanandrify (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Minisitra Marson Moustapha Abdulah: “Hatambatra ny hery ho fampandrosoana ny tanàna”
Tafapetraka omaly, eo amin’ny toeran’ny ben’ny Tanànan’i Mahajanga I, i Heriniaina Tia Solofomanga. Olom-panjakana (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
Mananara avaratra : Trano 13 kila hotohoton’ny afo tao Fahambahy…
Nitrangan’ny haintrano nahatsiravina tao Mananara avaratra, faritra Ambatosoa, tao amin’ny fokontany Fahambahy, (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025