Tombola « Devenez multimillionnaires »: Azon’i Lalarison Ricardo ny 25 tapitrisa Ar

[Newsmada - Madagascar] - 10/02/2025
Lelavola mitentina 25 000 000Ar no loka azon’i Lalarison Ricardo Cassidi, nandritra ny lalao tombola « Devenez multimillionnaires » nokarakarain’ny Cos­mos Madagascar, ny 3 de­sambra 2024 ka hatramin’ny 13 janoary 2025. « Bon d’achat » mitentina 5 tapitrisa Ar kosa ny loka ho an’ny laharana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Alasora : « Chauffeur » taxibe, namoy ny ainy teo am-pamiliana
Loza mahatsiravina no nitranga tetsy Alasora ny harivan’ny sabotsy lasa teo. Fiara mpitatitra iray, avy ao amin’ny « (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Trail Ibity andiany fahasivy : Hanampiana ireo zaza tsy ampy sakafo ao Antsirabe
Hotanterahina ny alahady 6 avrily ho avy izao, ny andiany fahasivy amin’ny Trail Ibity. Any amin’ny faritra (…)
[Newsmada] - 13/02/2025
Guide du week-end
Green chez Baba Le rock va résonner « Green » chez Baba à Isoraka cet après–midi à partir de 15 h, les amateurs et (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Rotsak’orana sy ranotrambo : Olona telo namoy ny ainy
Ankoatra ireo tra-boina teto an-drenivohitra sy ny manodidina noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsak’orana (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |