Futsal, vehivavy – CAN 2025: Miray vondrona ny Barea sy i Sénégal
[Newsmada - Madagascar] - 14/02/2025
Notontosaina omaly, tany Egypte, ny antsapaka amin’ny andiany voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, lalaovina anaty efitrano na “futsal” sokajy Sénior, vehivavy. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany i Madagasikara. Fantatra ary fa ao amin’ny vondrona “C” ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mpiasan’ny PAM : Voaroba tratra teo am-panakalozana vola vahiny ireo jiolahy
Vola vahiny « euro » sy « dollar », izay miteti-bidy any ho any amin’ny roa tapitrisa ariary tany ho any no (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Fankatoavana ny Kianja Barea: Hofantatra amin’ity faran’ny herinandro ity
Hifantoka tanteraka any amin’ity resaka Kianja Barea ity ny sain’ny mpankafy baolina kitra, mandritra ity faran’ny (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
« Engin » simba : mihitsoka ny làlana eo Ambohimangakely
Telo andro izay no sahirana ny fifamoivoizana eo amin’ny lalam-pirenena faharoa izay mifanandrify (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Kitra any Allemagne : Efa tompon-toerana i Bolo
Malagasy mpilalao baolina kitra, efa mametraka ny lazany any Allemagne, i Voahariniaina Kanto Fitiavana na i Bolo. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
21 febroary : Ho very hasina ny tenindreny
Ilay reny mampianatra ny zanany hiteny voalohany mihitsy no tsy manisy hasiny ny tenindreny. 21 febroary, Andro (…)
[Newsmada] - 11/02/2025