« Engin » simba : mihitsoka ny làlana eo Ambohimangakely
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 15/02/2025
Telo andro izay no sahirana ny fifamoivoizana eo amin’ny lalam-pirenena faharoa izay mifanandrify amin’Ambohimangakely. Ny antony dia noho ny fisian’ny fiarabe mpanao làlana izay simba ary tsy afa-mihetsika. Soa za fa mba tsy ampovoan-dàlana izany fa dia tapaka tanteraka indray ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Tonga ity ny taona 2025, hatramin’ny omaly, tsy mbola nisy feo mandeha mahakasika ny fandaharanasan’ny Federasiona (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
Contestations électorales à Vatomandry : Antanambao Mahatsara désertée par la population, selon Sophie Ratsiraka
La tension politique qui persiste dans la commune d’Antanambao Mahatsara, Vatomandry, a contraint une partie de la (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Baolina kitra : Tsara ny vokatra azon’ny Barea U17
Nifarana ny alahady lasa teo, tany Maroc, ny lalao fitsapana sady fanazaran-tena nataon’ny Barea de Madagascar, (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
Fitantanana kaominina- Toamasina: Mavesatra ny asa miandry
Niroso avy hatrany amin’ny asa heverin’ny maro fa mavesatra ny ben’ny Tanàna vaovao ao amin’ny kaominina Toamasina, (…)
[Newsmada] - 12/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025