Tsipy kanetibe – “PPF 2025”: Miray vondrona i Rocher sy i Racle
[Newsmada - Madagascar] - 15/02/2025
Tontosa omaly, tany Aix-en-Provence France, ny antsapaka amin’ny famaranana lehibe taranja tsipy kanetibe, « Passion pétanque française (PPF 2025) ». Nozaraina ao anaty vondrona efatra ireo ekipa 16. Fantatra fa tafaraka ao amin’ny vondrona faharoa ny ekipa misy ireo frantsay, i Dylan Rocher sy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Faritra Androy: Hatsaraina ny drafi-panajariana ifotony
Mitohy ny hetsika eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Tafiditra (…)
[Newsmada] - 12/02/2025
Lalao sakana “XXL Top 12”: Famaranana kely ny an’ny Tam sy ny TFMA
Hitora-jofo ny Kianja Makis Andohatapenaka, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo izay ekipa tafita (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Rotsak’orana sy ranotrambo : Olona telo namoy ny ainy
Ankoatra ireo tra-boina teto an-drenivohitra sy ny manodidina noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsak’orana (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Rajoelina Razakandisa Arena : Nahavita ny fianarana momba ny fitantanana hotely
Nizara ny hafaliany tamin’ny vahoaka malagasy, omaly, ny fianakavian’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. (…)
[Newsmada] - 10/02/2025
Jiu-Jitsu – Championnat d’Afrique : Madagascar alignera plus de 30 combattants
La Fédération Malgache de Jiu-Jitsu (FMJJ) a tenu son Assemblée Générale Ordinaire ce samedi au Palais des Sports (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025