Baolina kitra : Tsara ny vokatra azon’ny Barea U17

[Newsmada - Madagascar] - 11/02/2025
Nifarana ny alahady lasa teo, tany Maroc, ny lalao fitsapana sady fanazaran-tena nataon’ny Barea de Madagascar, sokajy U17. Tsara ny vokatra satria tao anatin’ireo lalao 5 nataony, nahazo fandresena 3 sy ady sahala iray ary faharesena iray ny ekipam-pirenena zandriny. Nambaran’ireo mpilalao sy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

MTP: Zana-kazo 2 000 isa voavoly
Natao ny 14 febroary teo, teny Ankadilalana, fokontany Ambatomirahavavy, kaominina Ampanotokana, ny fambolen-kazo (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
Rotsak’orana sy ranotrambo : Olona telo namoy ny ainy
Ankoatra ireo tra-boina teto an-drenivohitra sy ny manodidina noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsak’orana (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Claudine Nomenjanahary : Nahazo medaly volamena teo amin’ny hazakazaka 60 m
Lasan’ilay Malagasy, i Claudine Nomenjanahary, ny tompondakan’i Frantsa, teo amin’ny atletisma fanao anaty efitrano, (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
Lalao sakana “XXL Top 12”: Famaranana kely ny an’ny Tam sy ny TFMA
Hitora-jofo ny Kianja Makis Andohatapenaka, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo izay ekipa tafita (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Tsipy kanetibe – “PPF 2025”: Miray vondrona i Rocher sy i Racle
Tontosa omaly, tany Aix-en-Provence France, ny antsapaka amin’ny famaranana lehibe taranja tsipy kanetibe, « Passion (…)
[Newsmada] - 15/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |