Fiarovana ny tontolo iainana : Marisika tsikelikely amin’ny fampiasana arina ekolojika ny mponina

[Newsmada - Madagascar] - 17/02/2025
Azo lazaina ho efa manomboka marisika amin’ny fampiasana ny arina ekolojika ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy amin’ izao fotoana izao. Noho ny fahatsapana ny fahasimban’ny tontolo iainana sy ny halafosan’ny arina tsotra eny an-tsena. Miankina tanteraka amin’ ny fampiasana ny arina fandrehitra sy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Faratsiho : ankizilahy 15 taona, nanolana zaza 5 taona
Efa diso mivaona loatra amin’ny sain-dratsy sy ny resaka fananahana sy vetaveta ny ankizy amin’izao, raha ity tranga (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
ENSP IVATO : présentation au drapeau de 20 élèves commissaires et de 30 élèves officiers de police
Les nouveaux élèves officiers de la police nationale suivant une formation à l’École Nationale Supérieure de Police (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Suspension par un juge du décret concernant l’USAID
Donald Trump, lors de son investiture, avait signé un décret ordonnant un gel, pour 90 jours, du versement de fonds (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Jirama sandoka : Olona roa karohina
Misandoka ho mpiasan’ny Jirama izy ireo ary milaza fa hanao fitsirihina. Mikonokokona kely eo ary mitaky vola (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Huawei ICT Competition 2024-2025 : Sivy mianadahy hisolo tena an’i Madagasikara
Handray anjara amin’ny final regional, fifaninana “Hua­wei ICT Competition andiany faha-sivy”, ny 27 febroary izao i (…)
[Newsmada] - 22/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |