SOMBIM-BAOVAO

[Newsmada - Madagascar] - 19/02/2025
Hotontosaina ny alahady 23 febroary ho avy izao, etsy Mahitsy, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Moto, sokajy “Enduro”. « Endurance Cram” moa ny anaran’ny hetsika. Tsiahivina fa ity ny fifanintsanana voalohany amin’ity taom-pilalaovana 2025 ity. Tontosa ny herinandro lasa teo (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Itaosy : Trois voleurs de moto, placés en détention
Une moto volée restituée à son propriétaire, trois individus arrêtés. La Police nationale a mis fin aux agissements (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
“Ligue des Champions” : Hiady mafy ny Man City
Hotontosaina, anio, ao amin’ny kianja Santiago Bernabeu Espagne, ny lalao miverina hifanandrinan’ny Real Madrid FC (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Badminton – « Afrique 2025 » : Fandresena roa sy faharesena iray azon’i Lalaina
Tontosa tany Douala Cameroun, ny alahady lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja badminton, sokajy (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Tsy mandry fahalemana i Toamasina : Mpianatra zanaka mpanao gazety niharan’ny herisetra
Ahina tanteraka ny mety hoavin’ny zanak’i Toamasina. Tsy mandeha amin’ny tokony ho izy ny fanabeazana any an-tsekoly (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |