Badminton – « Afrique 2025 » : Fandresena roa sy faharesena iray azon’i Lalaina

[Newsmada - Madagascar] - 18/02/2025
Tontosa tany Douala Cameroun, ny alahady lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja badminton, sokajy Senior. Noho ny tsy fahampian’ny nenti-manana, tsy nisy afa-tsy atleta iray ihany no afaka niatrika izany ho an’i Madagasikara, tamin’ny alalan-dRamanana Rahary Lalaina. Mpilalao (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

“Afrobasket 2025” : Fantatra ireo mpilalao 12 mirahalahy
Nivoaka omaly ny lisitra ofisialin’ireo mpilalao mandrafitra ny ekipan’ny Ankoay, hiatrika ny dingana faran’ny (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Sabotsy Namehana : Un chauffeur de taxi, sauvagement agressé par trois bandits
Un acte de violence choquant s’est déroulé dans la nuit du mardi aux environs de 22 heures à Sabotsy Namehana. Un (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Nécrologie du 20 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 20 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
MTP: Zana-kazo 2 000 isa voavoly
Natao ny 14 febroary teo, teny Ankadilalana, fokontany Ambatomirahavavy, kaominina Ampanotokana, ny fambolen-kazo (…)
[Newsmada] - 17/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |