Toamasina : Mpiambina matin’ny jiolahy
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 20/02/2025
Niantso vonjeo rehefa nahatsikaritra olon-dratsy tao amin’ny toerana arovany, tsarok’antsy avy hatrany no valin’izany. Teratany vahiny no tompon’ny trano ary ity tovolahy erotrerony ity no nampiandraiketina ny fiambenana. Isan-kerinandro dia tsy maintsy misy ain’olona latsaka hatrany ao (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Affaire Mbola Rajonah : Le siège du HVM saisi par le BIANCO pour recouvrement d’avoirs illicites
Presque un an après qu’il ait écopé de deux ans d’emprisonnement alors qu’il devrait être libéré au mois de février (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fikarohana natao omaly, mitana ny laharana voalohany hatrany ny AS Fanalamanga, amin’ny fifaninanana (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Antsirabe : Mpivarotra «kit Starlink » sandoka, voasambotry ny zandary
Telolahy ry zalahy : ny roa any Antsirabe ary ny iray aty Antananarivo, no miara-miketrika ity bizina maloto ity, (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Jiu-Jitsu – Championnat d’Afrique : Madagascar alignera plus de 30 combattants
La Fédération Malgache de Jiu-Jitsu (FMJJ) a tenu son Assemblée Générale Ordinaire ce samedi au Palais des Sports (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Mamavo – Tsaratanàna : Voasambotra ilay miaramila nitifitra raim-pianakavina iray
Zava-doza no niseho tany amin’ny tanàna atao hoe Mamavo, any amin’ny kaominina ambanivohitra Ambakireny, any amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025