Maevatanàna : Nohamafisina ny fanantanterahana ny fandriam-pahalemana maharitra
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 21/02/2025
Ny andron’ny Atalata faha 18 Febroary taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny valo ora maraina mahery telopolo minitra tany ho any no nanatanteraka ny hetsika fandriam-pahalemana maharitra, amin’ny faritra hifampizaran’ny Boeny sy Betsiboka, ka tany amin’ny renivohitry ny kaominina ambanivohitra (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Bekorobo-Maevatanàna : Olona efa-dahy maty sempotra tao anaty lava-bolamena
Anisan’ny mampiavaka ny faritra Betsiboka, indrindra fa ny ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna ny fananana (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Padel – « Orange MPP Tour »: Mpiara-miombona antoka manokana ny BNI Madagascar
Taranja vao haingana ny Padel saingy efa manenika an’i Madagasikara, amin’izao fotoana izao. Tsy nisalasala ny banky (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Mamavo – Tsaratanàna : Voasambotra ilay miaramila nitifitra raim-pianakavina iray
Zava-doza no niseho tany amin’ny tanàna atao hoe Mamavo, any amin’ny kaominina ambanivohitra Ambakireny, any amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
BNM: Zoom sur l’écrivain et poète Fanja Razah
Chaque mois, la Bibliothèque nationale de Madagascar (BNM), soutenue par le ministère de la Communication et de la (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Nécrologie du 15 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 15 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025