Lalan-dratsin’Anjozorobe : « Aide-chauffeur » kamiao, maty teo am-panalàna « patinage »

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 21/02/2025
Nitrangan’ny loza mahatsiravina vokatry ny lalan-dratsy tao amin’ny distrikan’Anjozorobe ny talata hariva lasa teo. Araka ny fantatra dia tovolahy iray, mpanampy ny mpamily, no namoy ny ainy teo amin’ny toerana antsoina hoe Dilandalin’i Masakalina (dilana lalina : vohitra novakiana natao (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Maevatanàna : Nohamafisina ny fanantanterahana ny fandriam-pahalemana maharitra
Ny andron’ny Atalata faha 18 Febroary taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny valo ora maraina mahery telopolo minitra (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Fankatoavana ny Kianja Barea: Hofantatra amin’ity faran’ny herinandro ity
Hifantoka tanteraka any amin’ity resaka Kianja Barea ity ny sain’ny mpankafy baolina kitra, mandritra ity faran’ny (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Tsy mandry fahalemana i Toamasina : Mpianatra zanaka mpanao gazety niharan’ny herisetra
Ahina tanteraka ny mety hoavin’ny zanak’i Toamasina. Tsy mandeha amin’ny tokony ho izy ny fanabeazana any an-tsekoly (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Kitra any Allemagne : Efa tompon-toerana i Bolo
Malagasy mpilalao baolina kitra, efa mametraka ny lazany any Allemagne, i Voaha­riniaina Kanto Fitiavana na i Bolo. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, (…)
[Newsmada] - 15/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |