Olona matin’ny pesta : Nofongarin’ny havany tao am-pasana

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 13/02/2025
Nalain’izy ireo tao amin’ny fasam-bahiny ny razana ny alatsinainy alina teo raha maty tamin’ny sabotsy lasa teo. Olona dimy no niditra an-tsokosoko tao ary nandavaka ny fasana ka naka ny razana izay matin’ny pesta. Nentin’izy ireo taxi-brousse, tsy misy fahazoan-dàlana mazava hoazy, ary rehefa (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Federasiona malagasin’ny Golf : Nametraka ny fandaharanasany teny amin’ny minisitera
Anisan’ireo taranja mijoro ara-dalàna eto Madagasikara ny golf. Nizara ny tetikasany teny anivon’ny minisiteran’ny (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Fitantanana kaominina- Toamasina: Mavesatra ny asa miandry
Niroso avy hatrany amin’ny asa heverin’ny maro fa mavesatra ny ben’ny Tanàna vaovao ao amin’ny kaominina Toamasina, (…)
[Newsmada] - 12/02/2025
Baolina kitra, sokajy vehivavy : Hatao amin’ny faritra telo ny dingana faharoa
Hotanterahina ny 25 feb­roary hatramin’ny 1 marsa ho avy izao, any amin’ireo faritra telo : Ihosy sy Antsirabe ary (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Ambohidratrimo : Vol de moto dans une maison occupée
Hier, au petit matin, les habitants de la commune d’Anosiala, district d’Ambohidratrimo, se sont mobilisés pour (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Nécrologie du 17 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 17 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |