VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada - Madagascar] - 21/02/2025
Miisa 146 ny tantsaha nisitraka kojakojam-pamokarana any amin’ny kaominina Vohilengo, distrika Fenoarivo Atsinanana, ny 18 febroary teo. Nahazo masomboly vary Mihary 9 kilao, zezika NPK 15 kg ary zezika organika 75 kg tsirairay avy izy ireo. Ao anatin’ny tetikasa Purpa, famatsiam-bolan’ny Bad, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

TOKANTRANO MAHARITRA
[Newsmada] - 15/02/2025
Toamasina renivohitra : Tena tsy milamina ny tanana…
Nitrangana vono olona indray tao Salazamay P/elle 14//21 ny alin’ny alatsinainy nifoha talata teo tokony manodidina (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Benony Jacques : L’ancien président de la FMF s’est éteint
Le monde du ballon rond malgache est en deuil. L’ancien président de la Fédération malgache de football de 1994 à (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Kaominina Ambodilazana
Raha hofantarina dia manaraka an’iny lalam-pirenena faharoa iny, eo amin’ny kaominina ambanivohitra Fanadrana no (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Minisitra Marson Moustapha Abdulah: “Hatambatra ny hery ho fampandrosoana ny tanàna”
Tafapetraka omaly, eo amin’ny toeran’ny ben’ny Tanànan’i Mahajanga I, i Heriniaina Tia Solofomanga. Olom-panjakana (…)
[Newsmada] - 17/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |