Kiraro sy tenisy lamaody: Ny vehivavy no tena mpanjifa

[Newsmada - Madagascar] - 11/04/2025
Singa iray ao anatin’ ny lamaody ny resaka kiraro, ny tenisy, amin’izao fotoana izao. Mate­tika betsaka izy ireny eny rehetra eny. Nisy ny fana-dihadiana natao tamin’ny mpivarotra kiraro iray eny Analakely, izay nisafidy ny tsy ho alaina sary. Nilaza i Nary, mpivarotra kiraro lamaody iray eny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Hafatry ny faha-45 taona FFKM: “Aoka isika hanome haranjono fa tsy hanolotra trondro”
Nosokafana tamin’ny fom­ba ofisialy teny amin’ny FJKM Andrainarivo, ny alahady teo, ny faha-45 taona nijoroan’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Matory an-tsena noho ny fitadiavana : Renim-pianakaviana hita faty tetsy Mahavoky
Renim-pianakaviana iray, mpivarotra legioma, hita faty omaly, tetsy Mahavoky. Tsy nahitana ratra ny razana, raha (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Kaominina Maromitety : Misendra olana mahakasika ny fambolena
Anisan’ny faritra ma­mo­katra lavanila ny kaominina Ma­romi­tety. Misedra olana manoloana ny karazam-pambolena (…)
[Newsmada] - 11/06/2025
Toekarena mihodina : Hamafisina ny tetikasa kopakelatra
Olana goavana atrehin’izao tontolo izao ny loto avy amin’ ny tavoahangy plastika. An-tapitrisany isan-taona ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Nanao voyage d’études : Tovovavy mpianatry ny lycée namoy ny ainy
Tovovavy 17 taona tamin’ireo mpianatra avy etsy Sabotsy Namehana nikasa hanao voyage d’études, namoy ny ainy teny (…)
[Newsmada] - 10/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |