MECC 2025: Hanokatra varavarana ho an’ny fifanakalozana lovainjafy

[Newsmada - Madagascar] - 11/04/2025
Hotanterahina ny 28 avrily ka hatramin’ny 10 mey ny « Mission économique et commerciale au Canada » (MECC) andiany fahenina. Hetsika karakarain’ny Chambre de commerce et de coopération Canada-Madagascar (Can-Cham). « Tanjona ny hampiroborobo ny fiaraha-miasan’ny sehatra tsy miankina amin’ireo (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Kaominina Maromitety : Misendra olana mahakasika ny fambolena
Anisan’ny faritra ma­mo­katra lavanila ny kaominina Ma­romi­tety. Misedra olana manoloana ny karazam-pambolena (…)
[Newsmada] - 11/06/2025
Filoha Rajoelina Andry:”Mitaky fandavantena ny asa fampandrosoana”
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny fananganan-tsaina ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Aïd al-Adha : Nankalaza ny fetin’ny sorona ny Silamo
Nankalaza ny Aïd al-Adha, fetin’ny sorona, ny mpino silamo rehetra omaly. Nomarihina tamin’ny fiaraha-mivavaka izany (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Ankadikely-Ilafy : Mpangalatra moto naiditra am-ponja
Noraisim-potsiny! Mpangalatra moto iray tratran’ny zandary tao amin’ny fokontany Andombotany, kaominina Anka­dikely (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hatao ny 7 hatramin’ny 9 jona izao ny “Judo camp DMJ3” karakarain’ny Diaspora malagasy eo amin’ny taranja judo. Any (…)
[Newsmada] - 5/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |