Aïd al-Adha : Nankalaza ny fetin’ny sorona ny Silamo

[Newsmada - Madagascar] - 7/06/2025
Nankalaza ny Aïd al-Adha, fetin’ny sorona, ny mpino silamo rehetra omaly. Nomarihina tamin’ny fiaraha-mivavaka izany ny tapany maraina. Nisy ny nanatanteraka izany teny anivon’ny moske 67Ha, nisy kosa ny teny amin’ny tany malalaka Andohatapenaka, akaiky ny Kianja Makis. Taorian’izay, notohizana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Mpilatsaka an-tsitrapo : Safidy atao ny miahy ny maha olona sy ny marefo
Sehatra iray mahaliana ny ankamaroan’ny tanora malagasy ny fidirana amin’ny fikambanana misehatra amin’ny (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Adin’ny mpirahalahy : Telo mianaka voarasarasa antsy
Raim-pianakaviana iray sy ny zanany roa lahy namoy ny ainy tao amin’ny kaominina Antsatramidola, omaly. Rahalahiny (…)
[Newsmada] - 2/06/2025
Education complète à la sexualité : 700 jeunes et parents sensibilisés dans le Sud
Dans un contexte où le taux de grossesse précoce est alarmant dans le Sud du pays, l’association International youth (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
«Cosafa 2025» : Andrasana ny lisitry ny Barea A’
Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny 15 jona ho avy izao, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Nécrologie du 7 juin 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 7 juin 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |