Alasora : Tokantrano nahatratrarana rongony 62 gony
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 16/04/2025
Nahatratra 11 isa ireo gony lehibe ary 51 isa ireo gony kely. Izany dia samy feno rongony maina hatrany amin’ny tendakeliny avokoa, izay milanja eo amin’ny 865 kilao eo ny totaliny, araka ny fampitam-baovaon’ny pôlisim-pirenena. Ny sabotsy lasa teo tokoa, taorian’ny angom-baovao azon’ny teo (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Faha-10 taonan’ny UPPM: Nomena ny mari-boninahitra ny mpaka sary
Nifarana ny sabotsy teo, ny fanamarihana ny faha-10 taonan’ny Union des photographes professionnels de Madagascar, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 2 ny angidimby hampiasaina hamonoana andiam-balala any amin’ny faritra Ihorombe sy Anosy. Andiam-balala (…)
[Newsmada] - 11/06/2025
Célébration des 65 ans de l’indépendance: lever de drapeau à l’Université d’Antananarivo
L’Université d’Antananarivo a marqué le coup d’envoi des festivités célébrant le 65e anniversaire de l’indépendance (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
Mamim-bahiny
Higadona eto Madagasikara androany ny filohan’ny Slovenie. Fitsidihana faharoa nataona lehibe na filoha avy amin’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
RN4 : Nahazo fampitandremana ny mpiasan’ny fikambanana iraisam-pirenena
Mampanahy ny besinimaro ny fisian’ny fanafihana nisesisesy izay manamorona ny lalam-pirenena fahefatra. Hatramin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025