VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 19/04/2025
Manomboka ny fanarenana ny lalam-pirenena faha-6, eo anelanelan’Ambondromamy hatrany Ambanja. Anisan’ny asa atao ny any amin’ireo toerana tena ratsy lalana, toy ny any Tsarahasina, Anjiamangirana ary Marovantaza. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa PCMCI-CERC, vatsian’ny Banky iraisampirenena vola (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Asa tanana malagasy: Nitentina 38 tapitrisa euros ny fanondranana tany ivelany
Nankalazaina, omaly, teny amin’ny MBC Ivato, ny Andro maneran-tany ho an’ny asa tanana (JMA). Lohahevitra noraisina (…)
[Newsmada] - 11/06/2025
«Cosafa 2025» : Andrasana ny lisitry ny Barea A’
Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny 15 jona ho avy izao, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hanomboka anio, any Mahajanga, ny fifaninanana baolina kitra lalaovina amin’ny torapasika « Festival Beach Soccer ». (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Federasionina malagasin’ny tolona : Hiditra amin’ny fampiofanana an-tsekoly
Taorian’ny fifaninanana afrikanina natao tany Maroc, hanomana hetsika maro ny Federasionina malagasin’ny tolona (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
FANTINA sy FINTINA
Hitondra filaminana sy fitoniana eto amin’ny firenena ny fanajana ny demokrasia, araka ny hafatra nampitain’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025