«Cosafa 2025» : Andrasana ny lisitry ny Barea A’

[Newsmada - Madagascar] - 3/06/2025
Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny 15 jona ho avy izao, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika aty amin’ny faritra Atsimo. Tsy mbola nivoaka ny lisitry ny Barea de Madagascar, hatramin’ny omaly alina. Raha tsy misy ny fiovana, mety hanainga eto an-tanindrazana ny 4 (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Nécrologie du 24 juillet 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 24 juillet 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 24/07/2025
SOMBIM-BAOVAO
Tsy afaka handray anjara amin’ny “Grand Slam”hatao any Mongolie manomboka ny 25 jolay izao, ny malagasy mpikatroka, (…)
[Newsmada] - 24/07/2025
RECYCLAGE PAPIER
[Newsmada] - 26/07/2025
Ben’ny tanàna Ambohimalaza : Hanara-maso ny fivezivezen’ny olona ny kaominina
Hamafisina ny fanaraha-maso ny fivezivezen’ny olona. Io no fanapahan-kevitry ny Ben’ny tanàn’Ambohimalaza, Sedera (…)
[Midi Madagasikara] - 26/07/2025
Andranomadio Toamasina : Nahitana tovovavy 15 taona nananton-tena
An-dranomaso ireo ray aman-drenin’ity tovovavy vao 15 taona hitan’ny olona nihantona tamin’ny tady tao Andranomadio (…)
[Midi Madagasikara] - 21/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |