Nitondra zaza nandositra : Lehilahy voasambotry ny fokonolona
[Newsmada - Madagascar] - 22/04/2025
Tra-tehaky ny fokonolona ny lehilahy nikasa hangala-jaza tao Ampahamoalambo, kaominina Ambatondrazaka, ny sabotsy 19 avrily teo. Tsy nisy nahatsikaritra ny nahazoan’io mpangala-jaza io ilay zaza vao 7 taona tao amin’ny fokontany Ambodimanga. Nentiny tamin’ny bisikileta io zaza io. Nihiakiaka (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Distrikan’Atsimondrano : Ao anatin’ny tanjany ny antoko TGV
Nanaporofo ny antoko TGV eny amin’ny distrikan’ Atsimondrano fa ao anatin’ny tanjany tanteraka ankehitriny. Ny (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Depiote Rahantanirina Lalao: “Tsy izay miteny any amin’ny facebook no marina”
Manoloana ilay resaka fanangonan-tsonia nataon’ny olom-boafidy tao Mahajanga sy Betsiboka, hanesorana minisitra (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
“Loko iray”: Seho hafa ho an’ny tanora
Misy endri-tseho maro, hikendrena ny tanora. Iray tamin’ ireny ny “loko iray”, notontosaina ny alahady teo, tetsy (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hanomboka anio, any Mahajanga, ny fifaninanana baolina kitra lalaovina amin’ny torapasika « Festival Beach Soccer ». (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Federasionina malagasin’ny tolona : Hiditra amin’ny fampiofanana an-tsekoly
Taorian’ny fifaninanana afrikanina natao tany Maroc, hanomana hetsika maro ny Federasionina malagasin’ny tolona (…)
[Newsmada] - 3/06/2025