Slalom Ranovisy : Chronomètre vaovao no ampiasaina
[Newsmada - Madagascar] - 22/04/2025
Hotanterahina eny amin’ny Circuit bout de piste Ivato, ny sabotsy 26 sy alahady 27 avrily ho avy izao, ny «Slalom Ranovisy». Fifaninanana karakarain’ny klioba TMF izay dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Fihaonana misantatra ny fandaharam-potoanan’ny Federation (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
“Tapôlaka Glady”: Nanamafy indray ny lazany i Rossy
“Glady”, araka ny heviny. Tsy nitovy endrika tamin’ny taloha, saingy niavaka kokoa ny “Tapôlakaglady”, omaly. (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Faha-10 taonan’ny UPPM: Nomena ny mari-boninahitra ny mpaka sary
Nifarana ny sabotsy teo, ny fanamarihana ny faha-10 taonan’ny Union des photographes professionnels de Madagascar, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Nécrologie du 7 juin 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 7 juin 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Mpilatsaka an-tsitrapo : Safidy atao ny miahy ny maha olona sy ny marefo
Sehatra iray mahaliana ny ankamaroan’ny tanora malagasy ny fidirana amin’ny fikambanana misehatra amin’ny (…)
[Newsmada] - 5/06/2025