Volley-Mada U18 : Tompon’amboara ny ASI sy ny GNVB

[Newsmada - Madagascar] - 22/04/2025
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny amboaran’i Ma­dagasikara,taranja volley, ho an’ny sokajy latsaky ny 18 taona. Voahosotra ho tompon’amboara nandritra izany, ny ekipan’ny ASI, teo amin’ny sokajy lehilahy, rehefa nandresy ny GNVB tamin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

VAOVAO TAMBATRA
Tohizana ny famatsiana solika ho tahiry ho an’ny orinasa Jirama hiantohana ny famatsiana herinaratra eto (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
RN4 : Nahazo fampitandremana ny mpiasan’ny fikambanana iraisam-pirenena
Mampanahy ny besinimaro ny fisian’ny fanafihana nisesisesy izay manamorona ny lalam-pirenena fahefatra. Hatramin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Filoha Rajoelina Andry:”Mitaky fandavantena ny asa fampandrosoana”
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny fananganan-tsaina ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 2 ny angidimby hampiasaina hamonoana andiam-balala any amin’ny faritra Ihorombe sy Anosy. Andiam-balala (…)
[Newsmada] - 11/06/2025
Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 Toamasina : Jiolahy misandoka ho polisy saika hamaky fivarotana
Ity tonga amin’ilay fiteny hoe « misy raha ‘la terre’ », satria jiolahy tafiditra ao anaty fefy saika hamaky (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |