Rugby U18 – AROI 2025 : Nanao pao-droa ny Makis

[Newsmada - Madagascar] - 24/04/2025
Mbola noporofoin’ny Makis de Madgascar fa mpanjakan’ny rugby eto amin’ny ranomasimbe Indianina izy ireo. Norombahin’izy ireo avokoa mantsy ny amboara teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina (Aroi), sokajy U18 lahy sy vavy. Fihaonana, natao tetsy amin’ny kianja (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

FANTINA sy FINTINA
Hitondra filaminana sy fitoniana eto amin’ny firenena ny fanajana ny demokrasia, araka ny hafatra nampitain’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
VAOVAO TAMBATRA
Tohizana ny famatsiana solika ho tahiry ho an’ny orinasa Jirama hiantohana ny famatsiana herinaratra eto (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Fasimainty: Tsy niantraika tamin’ny fahasalamana ny andrana
Tsy ahina amin’ny fahasalamana ny fitrandrahana ambanin’ny tany. Manamarina izany ny géologue Valiarimanana (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Célébration des 65 ans de l’indépendance: lever de drapeau à l’Université d’Antananarivo
L’Université d’Antananarivo a marqué le coup d’envoi des festivités célébrant le 65e anniversaire de l’indépendance (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
Toekarena mihodina : Hamafisina ny tetikasa kopakelatra
Olana goavana atrehin’izao tontolo izao ny loto avy amin’ ny tavoahangy plastika. An-tapitrisany isan-taona ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |