Fasimainty: Tsy niantraika tamin’ny fahasalamana ny andrana
[Newsmada - Madagascar] - 7/06/2025
Tsy ahina amin’ny fahasalamana ny fitrandrahana ambanin’ny tany. Manamarina izany ny géologue Valiarimanana Jean-Pascal. Niasa tamin’ny sehatra ambanin’ny tany efa maherin’ny 20 taona i Valiarimanana Jean-Pascal. Manampahaizana amin’ny jeolojia sy ny harena an-kibon’ny tany. Nivoaka teny amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Pédopornographie et cybercriminalité : Le réseau démantelé par le journaliste Kamy
Le sens et l’essence du journalisme reviennent en force ces derniers temps. Si RFI et TV5 Monde ont éclairé des (…)
[Midi Madagasikara] - 23/07/2025
Tetikasa Kopakelatra : Aina vaovao ho an’ny tavoahangy plastika
Manana ny andraikitra raisin’ny orinasa eo amin’ny sosialy ny orinasa Star, ankoatra ny maha orinasa ara-toekarena (…)
[Newsmada] - 23/07/2025
Angovo maitso : Hamoraina ny fahazoana ny fitaovana
Mifototra amin’ny angovo maitso, madio sy azo havaozina ny fampandrosoana maharitra. Hanatrarana izany, (…)
[Newsmada] - 18/07/2025
Canal Plus: Niampy 4 ny fahitalavitra ao aminy
Nambaran’i Christophe Dessaints, tale jeneralin’ny Canal Plus Madagascar, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao (…)
[Newsmada] - 18/07/2025
Ben’ny tanàna Ambohimalaza : Hanara-maso ny fivezivezen’ny olona ny kaominina
Hamafisina ny fanaraha-maso ny fivezivezen’ny olona. Io no fanapahan-kevitry ny Ben’ny tanàn’Ambohimalaza, Sedera (…)
[Midi Madagasikara] - 26/07/2025