Federasionina afrikanin’ny fonjamby : Voafidy ho filoha lefitra Randriamanarivo Jean Alex
[Newsmada - Madagascar] - 24/04/2025
Notontosaina ny 22 avrily lasa teo, tany Maorisy, ny fivoriambe sy fifidianana teo anivon’ny federasionina afrikanina taranja fibatana fonjamby. Voafidy ho filoha lefitra Randriamanarivo Harinelina Jean Alex. Randriamanarivo Harinelina Jean Alex, izay filohan’ny federasionina malagasin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
“Loko iray”: Seho hafa ho an’ny tanora
Misy endri-tseho maro, hikendrena ny tanora. Iray tamin’ ireny ny “loko iray”, notontosaina ny alahady teo, tetsy (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
AS Fanalamanga : Saisie de la FMF pour litige d’arbitrage
Une polémique secoue le football malgache après le quart de finale retour de la World Cola PFL 2024 entre l’AS (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Faha-10 taonan’ny UPPM: Nomena ny mari-boninahitra ny mpaka sary
Nifarana ny sabotsy teo, ny fanamarihana ny faha-10 taonan’ny Union des photographes professionnels de Madagascar, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Mpilatsaka an-tsitrapo : Safidy atao ny miahy ny maha olona sy ny marefo
Sehatra iray mahaliana ny ankamaroan’ny tanora malagasy ny fidirana amin’ny fikambanana misehatra amin’ny (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
RN4 : Nahazo fampitandremana ny mpiasan’ny fikambanana iraisam-pirenena
Mampanahy ny besinimaro ny fisian’ny fanafihana nisesisesy izay manamorona ny lalam-pirenena fahefatra. Hatramin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025