Ben’ny Tanànan’Antananarivo: Ezahina ny fanavaozana sy fanadiovana ny tanàna
[Newsmada - Madagascar] - 24/04/2025
Nanatanteraka fitsidihana teny anivon’ny toerana maro samihafa eto Antananarivo ny ben’ny Tanànan’Antananarivo, Ramanantsoa Harilala, afakomaly. Anisan’izany ny farihin’Anosy, ny tunnel Ambanidia, ny lapan’Andafiavaratra sy ny maro hafa. “Averina amin’ny endriny taloha ny farihin’Anosy ary (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo, ny “Olympic Day”. Nisy ny hetsika nanamarihina izany, (…)
[Newsmada] - 12/06/2025
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 2 ny angidimby hampiasaina hamonoana andiam-balala any amin’ny faritra Ihorombe sy Anosy. Andiam-balala (…)
[Newsmada] - 11/06/2025
Raharimalala Léa: 50 taona nilalaovana volley
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tamin’ny alalan’ny “Match de Gala”, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny (…)
[Newsmada] - 12/06/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hatao ny 7 hatramin’ny 9 jona izao ny “Judo camp DMJ3” karakarain’ny Diaspora malagasy eo amin’ny taranja judo. Any (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
«Rugby Women’s Africa» : Lavon’i Ouganda i Madagasikara
Notontosaina tao amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, omaly, ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i (…)
[Newsmada] - 12/06/2025